plt_tn/jos/06/23.md

202 B

Nodoran'izy ireo ny tanàna

Ny teny "izy ireo" dia manambara an'ireo miaramila Israelita. Tsy ilay tovolahy roa izay nitondra an'i Rahaba sy ny fianakaviany nivoaka ny tanàna ihany no maneho izany.