plt_tn/jos/06/17.md

815 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Josoa miresaka hatrany amin'ny vahoakan'Israely.

Natokana ho an'i Yaveh ho fandravana ny tanàna sy izay rehetra ao aminy

D.H: "aoka ho atokanareo an'i Yaveh ho fandravana ny tanàna sy izay rehetra ao aminy" na "Aoka ho atokanareo an'i Yaveh ny tanàna sy izay rehetra ao aminy amin'ny alalan'ny fandravana izany"

miambena amin'ny fakàna ireo zavatra

Failovana dia voalaza toy ny hiambenan'izy ireo ny tenany. "Mitandrema izay tsy akanao ireo zavatra"

hitondra fikorontanana amin'izany ianao

Fanaovan-javatra izay mahatonga zavatra ratsy ka miseho amin'ny tanàna dia voalaza tahaka ny fitondrana korontana amin'izany. D.H: "Ianao no hahatonga zava-dratsy hiseho amin'izany"

fitoeran-drakitr'i Yaveh

fanangonan-javatra voatokana ho an'ny fanompoana an'i Yaveh