plt_tn/jos/05/08.md

408 B

Androany dia efa nanaisotra taminareo ny fahafaham-barakan'i Egypta Aho

Ny fahafaham-barakan'izy ireo dia voalaza tahaka ny vatobe izay nisakana ny lalan'izy ireo. Eto ny "nanaisotra" dia midika "nanala". D.H: "Androany dia efa nanala taminareo ny fahafaham-barakan'i Egypta Aho" na "Afa-baraka ianareo raha vao andevon'ny Egypta. Saingy, androany dia Izaho no nahatonga anareo tsy ho afa-baraka intsony"