plt_tn/jos/05/06.md

8 lines
386 B
Markdown

# nankatoa ny feon'i Yaveh
Etoana "feo" dia maneho ireo zavatra izay nolazain'i Yaveh
# any tondra-dronono sy tantely
Andriamanitra nilaza ny hatsaran'ny tany ho an'ny biby sy ireo zava-maniry toy ny tantely sy ronono avy amin'ireo biby sy ireo zva-maniry izay tondraka manoloana ny tany. D.H: "ny tany izay tena tsara dia ho an'ny fanaganana biby fiompy sy fampitomboana vokatra."