plt_tn/jos/04/19.md

515 B

Nivoaka avy tao Jordana

Ity dia maneho raha vao nandalo ny Reniranon'ny Jordana ny Israely teo amin'ny tany maina.

tamin'ny andro fahafolon'ny volana voalohany

Ity dia volana voalohan'ny tetiaran'ny Hebreo. Ny andro faha folo dia akaikin'ny faran'ny Martsa eo amin'ny tetiarana tandrefana.

Ireo vato roa ambin'ny folo izay nalain'izy ireo avy tao Jordana

Ny foko tsirairay dia maka vato iray avy ao amin'ny Reniranon'ny Jordana ka afahan'i Josoa manangana fahatsiarovana amin'ny fandalaovan'ny tanatara.