plt_tn/jos/02/18.md

819 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ny mpitsikilo Israelita manazava ny toe-javatra asehon'izy ireo.

Fampafantarana amin'ny ankapobeny

Mbola miresaka amin'i Rahaba hatrany ireo mpitsikilo Israelita.

Na iza na iza mivoaka ny varavaran'ny tranonao

Ity fehezanteny ity dia maneho toe-javatra iray, famoronana filazana ny zava-misy.

ho eo an-dohan'izy ireo manokana ny rà

Eto "rà" dia manambara fahafatesan'olona. Tompon'andraikitra amin'ny fahafatesan'izy ireo manokana ny resaka toy ny hoe rà izay tsy maintsy eo an-dohan'izy ireo. D.H: "ny fahafatesan'izy ireo ihany no ho tsininy"

tsy ho meloka izahay

"tsy hanan-tsiny izahay"

raha misy tanana mitsotra eo amin'izay rehetra

Eto "ny tanana mitsotra" dia maneho haja kokoa hahatonga ratran'olona. D.H: "raha mahatonga ratra amin'ny rehetra izahay"