plt_tn/jos/02/14.md

410 B

Fampafantarana amin'ny ankapobeny

Ireo Israelita nanao fapanantenana arak'izay nangatahan'i Rahaba.

Ho takalo amin'ny ainareo ny ainay, na dia ho amin'ny fahafatesana aza

izany fomba fiteny izany dia fianianana sy fangatahana amin'Andriamanitra mba hanozonana azy ireo raha tsy mitazona ny fampanantenany izy ireo. D.H: "Raha tsy manao izay ampanantenainay izahay, endrey hahatonga anay ho faty Yaveh.