plt_tn/jos/02/12.md

451 B

Fampafantarana amin'ny ankapobeny

Mbola miresaka amin'ireo mpitsikilo Israelita hatrany i Rahaba

mba ianiano amiko amin'ny...Omeo famantarana azo antoka aho

Ireo dia fanambarana mitovy an'i Rahaba mitady fanomezan-toky avy amin'ireo mpitsikilo.

hatsaram-panahiko taminareo

Ny teny "ianareo" dia maneho an'ireo mpitsikilo roalahy.

fa hamindra fo...hanavotra anay amin'ny fahafatesana."

mihaja kokoa ilay fiteny hoe: "aza vonoina izahay"