plt_tn/jol/03/11.md

304 B

vorio miaraka ny tenanareo

"vorio miaraka ny tenanareo ho amin'ny ady."

Ry Yaveh, ampidino ireo lehilahy mpiady maherinao.

Ao afovoan'izany hafatra ho an'ny fahavalon'Israely izany, ity fehezanteny ity dia manendry an'i Yaveh. Mety hampitahorana ny fahavalon'izy ireo amin'ny tafik'i Yaveh izany.