plt_tn/jol/02/32.md

332 B

eny amin'ny tendrombohitr'i Ziona sy any Jerosalema

ireo dia maneho toerana mitovy. D.H: "eo an-tendrombohitr'i Ziona any Jerosalema."

eo amin'ireo sisa velona, ireo izay nantsoin'i Yaveh.

D.H: "ireo izay sisa velona hantsoin'i Yaveh."

sisa velona,

olona izay miaina amin'ny tranga mampiorohoro tahaka ny ady na ny loza.