plt_tn/jol/02/24.md

528 B

Ireo vata

fitoeran-javatra lehibe ho an'ny rano

ireo taonan'ny vokatra izay efa nohanin'ny andiam-balala

"ireo vokatra izay nokarakarainao nandritry ny taona nefa nohanin'ireo andiam-balala"

nohanin'ny andiam-balala —ny valala lehibe, ny valala mpandrava, ary ny valala mpanimba

Ny tsirairay amin'ireo, dia valala lehibe afaka manidina, valala lehibe mora manidina, valala kely misy helany manidina ihany koa, ary zanaka valala izay tsy mbola nitombo helatra. Ampiasaina ireo anarana izay ahatakarana ny fiteninao.