plt_tn/jol/02/06.md

310 B

Famaphafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ny famaritana ireo tafi-balalan'i Yaveh i Joela.

Mihazakazaka tahaka ny mpiady matanjaka izy ireo; mihanika ireo manda toy ireo miaramila

Ny tafi-balala dia voafaritra tahaka ny fiasan'ireo miaramila tena izy.

ireo manda

ireo manda manodidina ny tanàna.