plt_tn/jol/02/03.md

359 B

Famaphafantarana amin'ny ankapobeny:

Mitohy ny famaritan'i Joela ny fahatongavan'ny tafika.

Ny tany dia tahaka ny saha Edena

Ny sahan'i Edena dia toerana mahafinaritra.

Ny tany dia tahaka ny saha Edena eo anoloan'izany, nefa ao ambadik'izany dia misy efitra foana

Ity dia anehoana fanoherana iray hanasongadinana ny famotehan'ny afo izay mitranga.