plt_tn/jol/01/05.md

1.2 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mampitandrina ny vahoakan'Israely mahakasika ny fahatongavan'ny andiam-balala Andriamanitra.

ianareo ry mpimamo, ary mitomania! Midradradradrà, ianareo rehetra mpisotro divay,

Raha teny iray ihany ny fiteninao ny amin'ny "mitomania! sy "midradradrà", dia azonao atambatra ny fitsipika: "ianareo izay tia divay dia aoka hidradradra ao amin'ny alahelo"

firenena iray

Ireo valala be dia tahaka ny fitetezan'ny tafika

Ny nifiny ... manana ny nifi ... Nataony ... notapahiny

Ireo valala dia tahaka ny firenena iray izay mitovy amin'ny olona iray. Azo anehoana ny firenena iray ny tahaka "izany", na amin'ny valala tahaka "azy ireo", na amin'ny mpirenireny tahaka ny olona iray (UDB).

Ny nifiny dia nifin'ny liona, ary manana ny nifin'ny liona vavy izy

Ireo teny roa mifanaraka ireo dia mizara dika mitovy. Ny fanehoana ny nifin'ireo valala dia maranitra tahaka ny nifin-diona manamafy ny fahasiahina miaraka amin'izay handevonan'izy ireo tanteraka ny vokatry ny tany.

taniko ... ny tanim-boaloboko ... ny hazon'aviaviko

Tany, tanim-boaloboka, ary hazon'aviavy an'Andriamanitra

mampihorohoro

Ireo izay mahita ny tany dia rikoriko na gaga satria rava tanteraka izany.