plt_tn/job/42/01.md

1012 B

Haiko fa hainao hatao ny zavatra rehetra, fa tsy hay sakanana ny tanjonao

Azonao atao ny mamerina nhy teny "fantatro." DH: "Fantatro fa afaka manao ny zava-drehetra ianao. Fantatro fa tsy misy azo sakanana ny tanjonao."

tsy hay sakanana ny tanjonao

DH: "Tsy misy mahasakana ny fikasanao"

Iza izao manafina fikasana tsy amin'ny fahalalana izao?

Ny ankamaroan'ny dikan-teny vaovao dia manaiky fa adinon'i Joba ny nilaza ny tenin'Andriamanitra nanomboka tao amin'ny 38:1. Noho izay dia azon'ny mpandika teny atao ny manapa-kevitra, tahaka ny ao amin'ny UDB, mba hanazavana fa nanontany an'i Joba io fanontaniana io Andriamanitra izay tsaroan'i Joba izany ankehitriny. DH: "hoy Ianao tamiko hoe: 'iza izao olona tsy manam-pahalalana izao, kanefa sahy manafina ny fikasako amin'ny olona?'" Na, "hoy Ianao tamiko hoe: 'tsy manam-pahalalana ianao; ka tsy tokony hilaza lainga mahakasika ny fikasako.'"

manafina fikasana

Izany dia fanafenana na filazana lainga ny fikasana sy ny torohevitr'Andriamanitra.