plt_tn/job/39/21.md

656 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.

Mibitaka izy

Ny teny "izy" dia manondro ilay soavaly. Mibitaka amin'ny tany izy satria maika ny hanomboka ny ady. DH: "mibitaka amim-pientanam-po izy"

mibitaka

"mitrongy ny tany amin'ny kitrony"

mitsena ny fitaovam-piadiana

Eto, ny "fitaovam-piadiana" dia mampiseho ady izay atao. DH: "hihanatevina ny ady"

Mihomehy ny tahotra izy

"tsy matahotra mihitsy izy"

maneso

"miomehy"

raiki-tahotra

"kivy"

tsy mihemotra

"tsy mitsoaka"

Mifioka

"mandalo sy mamoaka feo"

Lefom-pohy

Hazo misy tendrony maranitra izay atoraky ny olona amin'ny fahavalony