plt_tn/job/39/16.md

856 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.

Mampijaly ...izy

Ny teny "izy" dia manondro ilay ostritsa vavy.

ny asany

Ny asa izay ataony eo am-pandatsahana atody.

ho very maina aza ny asany

Raha maty ny zanany, dia zava-poana avokoa ny asany rehetra. DH: "ho zava-pona raha maty ny zanany"

nanala taminy ny fahendrena

"nampanadino azy ny fahendrena" na "tsy nanome fahendrena azy"

fahalalana

Adikao tahaka ny ao amin'ny 11:4 io.

Rehefa mihazakazaka

Io andininy io dia dia mampifanohitra ny fahalemeny amin'ny fikarakarana ny zanany. DH: "na dia izany aza, rehefa mihazakazaka izy"

hiomehezany ...ny mpitaingina azy

Io dia milaza an-kolaka fa miomehy izy satria izy dia mahery mihazakazaka noho ny soavaly. DH: "Miomehy izy ...ny mpitaingina azy satria mahery mihazakazaka noho ny soavaly izy"