plt_tn/job/39/07.md

20 lines
483 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.
# izy
Ny teny "izy" dia manondro ilay boriki-dia.
# Mihomehy am-panesoana
Yaveh dia manoritsoritra ny boriky toy ny hoe olona. Mihomehy ny boriky satria ireo izay mipetraka ao an-tanàna dia tsy mandre tabataba mafy, fa izy kosa monina any amin'ny toerana mangina.
# mpandroaka
Olona izay manery ny biby hiasa.
# fihinanam-bilony
Toerana ahafahan'ny biby mihinana ny ahitra maniry eny an-tsaha.