plt_tn/job/39/01.md

1.1 KiB
Raw Permalink Blame History

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.

Fampahafantarana aminny Ankapobeny:

Mampiasa io fanontaniana i Yaveh mba hanamafisany fa Izy dia lehibe noho i Joba satria Yaveh no misahana ny biby any an-tendrombohitra; osy ,diera, fa i tsy i Joba.

Fantatrao ve hoe amin'ny fotoana inona ...hiterahany ireo zanany?

Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Mazava hoazy fa tsy fantatrao tokoa ny fotoana ....hiterahany ireo zanany!"

Voadinikao ve rehefa miteraka ny zanany ny diera vavy?

Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy mahavita manidinika ny fizotry ny zava-drehetra ara-dalàna ianao rehefa miteraka ny zanany ny diera vavy!"

Voaisanao ve ireo volana hitondran'ireo vohoka?

Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy afaka manisa ny volana ny volana hitondrany vohoka ianao."

hitondran'ireo vohoka

"ny fotoana maha-bevohoka azy ka manandra-paha-terany"

ireo

Ny teny "ireo" dia manondro ireo osy sy ireo diera.

mitondra vohoka

"bevohoka"

Fantatrao ve ny fotoana hiterahany ireo zanany?

Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Mazava hoazy fa tsy mahalala ny ny fotoana hiterahany ny zanany ianao"