plt_tn/job/38/39.md

977 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.

Afaka misambotra haza ... manotrika ao amin'ny kirihitra izy ireo

Mampiasa io fanontaniana i Yaveh mba hanamafisany fa mahalala ny hamahanana ny liona Izy, fa i Joba kosa tsy mahalala.

haza

"remby." Io dia ny biby izay azon'ny liona hanina.

liona vavy

Mety ho "liona iray."

manome fahafaham-po ny hanoanan'ireo liony tanora

"na manome sakafo ampy ho an'ny liona tanora mba hivelomany"

ireo liony tanora

"ireo liona tanora." Ireo dia ireo liona tanora izay efa lehibe afaka mihaza ho an'ny tenany.

ao amin'ny fitoerany

"ao amin'ny toerana izay hivelomany" na "ao amin'ny toerana fitoerany"

manotrika

"mijanona ao anaty ala mikitroka"

ao amin'ny kirihitra

"toerana fiafenan'izy ireo" na "toerana fiafenan'izy ireo mba hisamborany biby hafa." Miafina ao anaty ahitra matevina ny liona ary miandry ny biby hafa handalo eo ka hahafany mitsambikina misambotra ilay biby.