plt_tn/job/38/25.md

1.4 KiB
Raw Permalink Blame History

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny fanadrinany an'i Joba i Yaveh.

Fampahafantarana aminny Ankapobeny:

Manontany io fanontaniana io i Yaveh mba hanamafisany fa lehibe noho i Joba izy satria Yaveh dia mampilatsaka ny orana sy manapoaka varatra amin'izany fa i Joba kosa tsy mahavita.

Iza no nihady ireo lalan-drano ho an'ny tondrak'orana, na iza no nanoritra ...hampitsimoka ny ahitra?

Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Izaho ihany no namorona lalan-drano ho an'ny tondrak'orana, ary Izaho no ...hampitsimoka ny ahitra."

ny tondrak'orana

"riak'orana"

ny lalan'ny fipoahan'ny varatra

"lalan'ny tsela-baratra." Ireo mety ho heviny dia ) Mandidy ny ny tokony ho fitselatry ny tselatra na 2) Izy no mandidy izay tokony halehan'ny kotrok'orana.

eny amin'ireo tany izay tsy misy olona, sy eny amin'ny tany efitra, izay tsy misy na iza na iza,

Ireo andian-teny roa ireo dia mifanakaiky ny heviny.

izay tsy misy na iza na iza

"izay tsy misy olona"

mba hahatanterahana ireo filàn'

Ny fampahafantarana an-kolaka dia ny orana mahita ny mila azy. DH: "mba hahafahan'ny orana mamalifaly ny filan'ny "

karakaina sy efitra

"simba sy rava." Ireo teny roa ireo dia tsy mifankaiza ny heviny ary manamafy ny fahasimbana sy ny fahafoanan'ireo faritra ireo.

ny ahi-maitso

"ahi-bao" na "ahitra tanora." Io dia ahitra izay vao manomboka mitombo.

hampitsimoka

"manomboka maniry"