plt_tn/job/38/22.md

1.2 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.

Efa niditra tao amin'ny trano fitehirizana ny ranomandry ve ianao, na efa nahita ny trano fitehirizana ny havandra ve ianao ... ady?

Ireo fanontaniana ireo dia mitaky valin-teny mandà. Ireo dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy mbola niditra tao amin'ny trano fitehirizana ny ranomandry, na nahita ny trano fitehirizana ny havandra, ...ady mihitsy ianao."

Efa niditra tao amin'ny trano fitehirizana ny ranomandry ve ianao, na efa nahita ny trano fitehirizana ny ranomandry ve ianao

Ireo andian-teny roa ireo dia mitovy ara-kevitra.

trano fitehirizana ny ranomandry ... trano fitehirizana ny ranomandry

Ny ranomandry sy ny havandra dia heverina ho ampirimin'Andriamanitra mba hanao ny sitrapony.

havandra

bolongana ranomandry (madinika matetika) izay milatsaka avy any an-habakabaka mandritra ny tafio-drivotra

Aiza ny lalana hitselaran'ny varatra na miparitaka mankaiza eto ambonin'ny tany ireo rivotra avy any atsinanana?

DH: "inona no lalana mankany amin'izay hanaparitahako ny tselaran'ny varatra na hanaparitahako ny rivotra avy any atsinana manerana ny tany?"

miparitaka ...ny rivotra

"mitsoka ny rivotra"