plt_tn/job/38/16.md

1.2 KiB
Raw Permalink Blame History

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.

Fampahafantarana aminny Ankapobeny:

Ny Andininy faha 16 sy 17 izay samy manana andalana roa avy izay mitovy ny heviny.

Efa nandeha ... fivelaran'ny tany?

Ireo fanontaniana roa ireo dia mitaky valin-teny mandà. Ireo dia azo atao ho fanambarana. DH: "Tsy mbola nandeha tany amin'ny loharanon-dranomasina ve ianao, na nandeha tany amin'ny lalina ambany indrindra. Tsy mbola naseho anao ireo vavahadin'ny fahafatesana, ary tsy mbola nahita ireo vavahadin'ny aloky ny fahafatesana ve ianao. Tsy takatrao nhy velaran'ny tany."

ny loharanon-dranomasina

"loharano"

ny lalina

Io dia manondro ny faritra tena lalina amin'ny rano na ranomasina. DH: "ny ranomaina lalina" na "ny halalin'ny ranomasina" na "ny rano lalina"

Efa naseho taminao ve ireo vavahadin'ny fahafatesana?

Ny fahafatesana dia resahina toy ny hoe vavahadin'ny tanàna izay hidiran'ny olona. DH: "Efa nisy nampiseho anao ny vavahadin'ny fahafatesana ve?

ny aloky ny fahafatesana

Adikao tahaka ny ao amin'ny 3:4 io.

ny fivelaran'ny tany

"Ny toerana be velarana amin'ny tany"

raha fantatrao daholo izany

"raha fantatrao daholo ny mahalkasika ireo zavatra ireo"