plt_tn/job/38/04.md

1.0 KiB
Raw Permalink Blame History

Fampahafantarana aminny Ankapobeny:

Manomboka manandrina an'i Joba amin'ny fanontaniana samihafa i Joba.

Taiza ianao fony nanorina ny fototry ny tany Aho? Lazao Ahy, raha tena manana fahazavan-tsaina be ianao

Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Lazao Ahy izay nisy anao raha nanorina ny fototry ny tany Aho, raha tena manana fahazavan-tsaina be ianao"

nanorina ny fototry ny tany Aho

Yaveh dia manoritsoritra ny famoronany ny tany toy ny hoe manorina fotodrafitr'asa.

raha tena manana fahazavan-tsaina be ianao

Ny anarana "fahazavan-tsaina" dia azo adika amin'ny matoanteny "mahatakatra." DH: "raha tena mahatakatra tokoa ianao"

Iza no namaritra ireo refiny? Lazao Ahy, raha fantatrao

Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Lazao Ahy izay namaritra ny refiny, raha fantatrao"

Iza no nanenjana ny tady fandrefesana teo aminy?

Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "lazao ahy izay nanenjana ny tady fandrefesana teo aminy."

tady fandrefesana

tady nakofehy izay ampiasain'ny olona mba hahamarina ny habe na ny endriky ny zavatra iray.