plt_tn/job/34/36.md

24 lines
1.1 KiB
Markdown

# Raha mba notsaraina tamin'ny
DH: "Raha mba afaka nitsara an'i Joba mantsy isika" na "Raha mba afaka nitondra an'i Joba teo amin'ny fitsarana mba ho henon'ny mpitsara mantsy isika"
# ny antsipirihiny kely indrindra tamin'ny tranga nahazo azy
Io dia fomba fiteny. DH: "mba hiaino tsara ny trangany" na "mba hiaino ny antsipirihin'ny trangany"
# ny firesany toy ny olona ratsy fanahy
"ny fomba niresahany toy ny olona ratsy fanahy"
# ampiany fikomiana
Io dia manondro ny fikomoiana amin'Andriamanitra. DH: "manampy fikomiana amin'Andriamanitra izy"
# miteha-tanana am-panesoana eo afovoantsika izy
Amin'io fanamelohana io, io dia midika fa i Joba dia nnampitehaka ny tanany mba hanamafisany ny fanesoany an'Andriamanitra. DH: "Maneso an'Andriamanitra eo afovoantsika amin'ny fitehafan-tanana izy" na "maneso an'Andriamanitra eo anatrehantsika izy"
# manangona teny anoherana an'Andriamanitra izy
Miresaka ny "teny" toy ny hoe "zavatra" i Eliho, ary ny fitenenana teny maro toy ny hoe zavatra ampifanaingitaingenina. DH: "Miteny teny maro hanoherana an'Andriamanitra izy"