plt_tn/job/34/24.md

952 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny fitenenany i Eliho.

Potipotehiny ireo lehilahy mahery

Io dia miresaka ny famoptehan'Andriamanitra ireo lehilahy ireo toy ny hoe mamotipotika ny vatan'izy ireo. DH: "mandrava ireo lehilahy mahery izy" na mandrava ireo olona manan-danja" (UDB)

nohon'ny lalan'izy ireo izay tsy hilàna fanadihadiana intsony

Tsy mila manao fanadihadiana izay nataon'izy ireo Izy satria efa fantany izay rehetra mahakasika azy ireo. DH: "tsy misy ilàna fanadihadiana lalina, satria efa fantany ny lalan'izy ireo"

ny lalan'izy ireo

Io dia fomba fiteny. DH: "ny zavatra izay vitan'izy ireo"

hapetrany amin'ny toerany avy ny hafa

Io dia midika fa manendry ireo olona hafa mba hanapaka eo toerany Izy. DH: "ary misafidy ny olona hafa mba hanapaka eo eo amin'ny toeran'izy ireo Izy"

amin'ny alina

Io dia fomba fiteny. DH: "rehefa tsy manampo izany izy ireo"

ringana izy ireo

DH: "ary namotika azy ireo"