plt_tn/job/34/13.md

24 lines
1.2 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fitenenany i Eliho.
# Iza no nampiandraikitra azy ny tany? Iza no nametraka ny tany iray manontolo teo ambaniny?
Ireo fanontaniana fampisainana ireo dia mitovy ny dikany ay manamafy fa tsy ilàna olona ny fanomezana fahefana an'Andriamanitra satria efa azy izany. Ireo fanontaniana ireo dia azo soratana ho fanambarana. DH: "tsy ilàna olona ny fanomezana alalana an'Andriamanitra handray ny andraikiny eo amin'ny tany. Izy ilay tokana manan-jo ny amin'ny fanapahana izao tontolo izao."
# Raha izy ihany
Mamaritra ny zava-misy izay tsy heveriny hitranga akory i Eliho.
# ny fanahiny sy ny fofonainy
Ny "fanahin'Andriamanitra" sy ny "fofonaina'Andriamanitra" dia ireo izay mamelona ny zava-manan'aina rehetra. DH: "ny fanahiny sya ny fofonainy izay manome aina antsika"
# ny nofo rehetra
Ny zava-manan'aina rehetra eto dia resahina toyny hoe "nofo rehetra." DH: "Ny zava-manan'aina rehetra"
# hiverina ho vovoka indray ny olombelona
Io dia midika fa ny olona rehetra dia no faty ary ny nofon'izy ireo dia ho lo ary hiverina ho nofon-tany. Tany am-piandohana dia namorona ny olona tamin'ny vovoka Andriamanitra. DH: "Hiverina ho nofon-tany tsy ho ela ny vatan'olombelona