plt_tn/job/34/10.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny fitenenany i Eliho. Isak'ireo andininy ireo dia ahitana andian-teny mitovy.

ry lehilahy manana fahazavan-tsaina

Mitsikera an'i Joba sy ireo namany i Eliho. Tsy mihevitra azy ireo ho tena hendry akory izy.

sanatria amin'Andriamanitra ... sanatria amin'ilay Tsitoha anie ny hanota

Ireo andian-teny roa ireo dia mitovy ny dikany ary ampiasaina miaraka mba hanamafisana fa Andriamanitra dia tsy hanao ratsy na oviana na oviana. Ny teny "sanatria" dia fomba fiteny. DH: "Andriamanitra dia tsy hihevitra ny hanao izay ratsy na diso na oviana na ovina!" (UDB)

Satria mamaly ny asan'ny olona izy

Io dia midika fa manomeny olona izay mendrika ny asa vitany Izy. Eto, ny "asa" dia sarin-tenin'ny zavatra ataon'ny olona iray. DH: "Stria manome izay mendrika havaly izay ataony Izy"

ataony tody amin'ny valisoan'ny lalana nosafidiany ny olona rehetra

Ny andian-teny "ny lalana nosafidiany" dia fomba fitenenana ny fomba fiainany ny fiainany. Manamafy Eliho fa Andiamanitra dia manome ny olona izay mendrika azy ireo. DH: "Ataony mandray valisoa mendrika ny fomba fiainany ny olona rehetra"