forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
988 B
Markdown
20 lines
988 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
|
|
|
|
Manohy ny firesahany amin'i Joba i Eliho.
|
|
|
|
# Levona ny nofony mba tsy ho hita; ny taolany, izay tsy hita fahiny, dia mitrakitraky ankehitriny
|
|
|
|
Ny "nofony" dia manondro ny saborany sy ny nofony, fa tsy ny ivelan'ny hoditra. DH: "Hamparefo sy hampahia ny vatany ny aretina ka ho hitan'ny olona ny taolany"
|
|
|
|
# manakaiky lavaka ny fanahiny
|
|
|
|
Eto, ny olona dia aseho amin'ny alalan'ny "fanahiny." DH: tsy lavitra azy ny fandehanana any am-pasana"
|
|
|
|
# lavaka
|
|
|
|
Ny toerana izay alehan'ny olona rehefa maty eto dia tondroina amin'ny alalan'ny "lavaka." DH: "Ny toerana izay alehan'ny olona maty"
|
|
|
|
# ny ainy akaikin'ireo izay maniry ny hamotika izany
|
|
|
|
Eto, ny olona dia aseho amin'ny alalan'ny "ainy." Ny andian-teny "izay maniry ny hamotika izany" dia manondro ny toerana izay alehan'ny olona aorian'ny fahafatesana. DH: "Ary tsy lavitra azy ny fandehanana any amin'ny toerana alehan'ny olona maty" na "ary ho any amin'ny toeran'ny olona maty tsy ho ela izy"
|