plt_tn/job/32/15.md

389 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny fitenenany i Eliho.

Tsy nahaloa-bava

"tsy nahita tenenina"

Tokony hiandry ve aho satria tsy miteny izy ireo, satria mitsangana eo izy ireo ka mangina ary tsy mamaly intsony?

Mampiasa io fanontaniana io i Eliho mba hanamafisany fa tsy hiandry intsony izy vao hiteny. Mamaly io fanonataniany io i Eliho ao amin'ny andininy manaraka.