plt_tn/job/32/08.md

452 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny firesahany amin'i Joba sy ireo namany telo i Eliho.

misy fanahy ao amin'ny olona ...ny fofon'ain'ilay Tsitoha

ireo dia milaza zavatra mitovy. Eliho dia manamafy fa ny fahendren'ny olona iray dia avy amin'Andriamanitra. DH: "Misy fanahy amin'ny olona, izany dia fofonaian'ny Tsitoha"

ny fofon'ain'ilay Tsitoha

Ny fanahy eto dia aseho amin'ny alalan'ny "fofonaina." DH: "ny fanahin'ilay Tsitoha"