plt_tn/job/32/03.md

500 B

Nirehitra tamin'izy telo lahy namany ihany koa ny fahatezeran'i Eliho

Io dia mampitaha ny fahatezeran'i Eliho amin'ny olona iray mandrehitra afo. DH: "Niha tezitra mafy tamin'ireo namany telo ihany koa i Eliho"

Ary

Io teny io dia ampiasaina mba hanamarihana fihatoana amin'ny fizotry ny tantara. Io dia milaza fampahafantarana fototra mahakasika an'i Eliho.

nirehitra ny fahatezerany

Io dia mampitaha ny fahatezeran'i Eliho amin'ny olona iray mandrehitra afo. DH: "niha-tezitra mafy izy"