plt_tn/job/32/01.md

850 B

marina teo imasony ihany izy

Ny maso dia mampiseho fahitana, ary ny fahitana dia mapiseho eritreritra na fitsarana. DH: "nihevitra ny tenany ho marina izy"

Ary dia nirehitra ny fahatezeran'i Eliho zanaka lahin'i Barakela ilay Bozita, avy amin'ny fokon'ny Rama; nirehitra tamin'i Joba izany

Io dia mampitaha ny fahatezeran'i Eliho amin'ny fandrehetan'ny olona afo. DH: "Ary Eliho zanaka lahin'i Barakela ilay Bozita, avy amin'ny fianakavian'i Rama dia tezitra tamin'i Joba"

Eliho ... Barakela ...Rama

Ireo dia anaran-dehilahy.

Bozita

Io dia anarana vondron'olona.

nanamarina ny tenany izy raha tokony ho Andriamanitra

Io dia midika fa nihevita ny tenany ho tsy mana-tsiny izy ary nino fa diso tamin'ny nanasaziana azy Andriamanitra. DH: "nanamarina ny tenany izy ary nihevitra izy fa diso ny amin' ny nanasaziana azy Andriamanitra"