plt_tn/job/31/35.md

774 B

inty ny soniako

Manoritsoritrany fitarainany amin'Andriamanitra toy ny hoe nanotra taratasy ara-dalàna i Joba. Hanoratra ny anarany ao amin'izany izy ho fianianany fa marina avokoa izay ao anatin'ilay taratasy.

Raha mba nanana ny fiampangana izay nosoratan'ny mpanohitra ahy aho!

"raha mba afaka namaky ny fiamapangan'ilay mpanohitra ahy mantsy aho!"

Hitondra izany eo an-tsoroko tokoa aho, hanaovako tahaka ny satro-boninahitra izany

Io dia midika fa Andriamanitra dia hanoratra ny fitarainany manohitra an'i Joba, ary avy eo hametraka ilay taratasy eny aminny toerana ahafahan'ny rehetra mamaky izany i Joba.

ny diako

Io dia manondro fihetsik'i Joba.

tahaka ny andriandahy mahatoky

Io dia midika fa ho nanatona an'Andriamanitra tsy amin-tahotra i Joba