plt_tn/job/31/33.md

414 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina ireo.

satria natahotra ny maro an'isa aho, satria nampihorohoro ahy ny tsy firarahian'ny fianakaviana

Ireo dia midika zavatra mitovy. Manamafy ireo fa ny olona iray dia manafina ny fahotany satria matahotra izay mety holazain'ny olona hafa izy.