plt_tn/job/30/24.md

802 B

moa ve tsy misy na iza na iza maninjitra ny tanany hitalaho famonjena rehefa lavo izy? Moa ve tsy misy olona manana olana ka miantso vonjy

Ireo mety ho heviny dia 1) "nanampy ny olona lavo aho raha nila fanampiana izy ireo. Nanampy ireo tra-doza aho raha nila fanampiana izy ireo." na 2) "Lavo aho, ary Andriamanitra dia tsy tokony hihevitra ahy ho manao ratsy raha mila ny fanampiany aho. Azon-doza aho, mazava hoazy aho noho izany raha miantso vonjy!"

Tsy nitomany ho an'izay tra-pahoriana ve aho? ...tsy nalahelo ny olona ory ve aho?

"Fantatra aho fa nitomany ...fahoriana, ary nalahelo ny olona ory!"

niandry ny hazavana aho ...ny aizina indray no tonga

Eto, ny "hazavana" dia mampiseho ny fitahian'Andriamanitra sy ny fankasitrahana ary ny "aizina" dia mampiseho ny olana sy fijaliana.