plt_tn/job/30/12.md

328 B

Eo amin'ny tanana an-kavanako no hitsanganan'ny androvolahy

"mamely ny heriko ireo jiolahim-boto" na "mamely ny voninahitro ny vahoaka"

manao dongon-tany hanaovana fahirano ahy

Fantatr'i Joba fa miomana ny hamely azy ireo fahavalony, tahaka ny tafika miomana ny handrava ny rindrina fiarovana manodidina ny tanàna iray.