plt_tn/job/30/07.md

304 B

Naneno toy ny ampondra

DH: "mitaraina ny amin'ny hanoanany;"

Zanak'adala izy ireo, eny tokoa, zanak'olona tsy manan-kaja izy ireo

DH: "manao fihatsika toy olona tsy misy saina."

Noroahina hiala tamin'ny tany tamin'ny karavasy izy ireo

DH: "Noroahina hiala tamin'ny tany tahaka ny olon-dratsy"