plt_tn/job/29/23.md

24 lines
871 B
Markdown

# Niandry ahy lalandava toy ny niandry orana izy ireo
Miandry an'i Joba am-pitoniana ary manantena zava-tsoa ireo olona.
# nampisanasana ny vavany izy ireo mba hisotro ny teniko
Io dia mampiseho ny fiandrasana an'i Joba amim-paharisihana mba hiteny mba hahazoana tombotsoa amin'izay voalazany. DH: "Miandry ahy amim-parisihana mba hiteny izy ireo mba hahazoana tombontsoa amin'izay lazaiko"
# tahaka izay hataon'izy ireo amin'ny fara-orana
"tahaka ny fiandrasan'ny mpamboly fatratra ny fara-orana"
# ny fara-orana
Io dia manondro ny oram-be izay milatsaka mialohan'ny vanim-potoana main-tany
# Nitsiky tamin'izy ireo aho
Azo lazaina mazava fa ny tanjon'ilay fitsikiana dia mba ho fampirisihana azy ireo. DH: "Nitsiky tamin'izy ireo aho mba hampirisihana azy ireo"
# ahazavan'ny tavako
Io dia mampiseho fahatsorana izay itan'izy ireo teny amin'ny tavan'i Joba.