plt_tn/job/28/07.md

744 B

Tsy misy vorona mpihaza mahafantatra ny lalana mankao ...na ny mason'ny voromahery ka mahita izany

Ireo fehezanteny ireo dia manehjo zavatra mitovy. DH: "Tsy nisy biby mpihaza na voromahery efa nahita ny lalana manka ny amin'ilay toeram-pitrandrahana"

vorona mpihaza

Vorona izay mihinana biby hafa

voromahery

Io dia azo adika hoe "vorom-be." Ireo dia samy voro-manidina izay mihinana biby madinika. Azonao adika amin'ny vorona mitovy amin'izany any amin'ny kolotsainao izay lehibe sy mihinana biby hafa izany.

Tsy nisy bibidia matanjaka ka nandia ny lalana tahaka izany ... na liona masiaka ka nandalo teo

Ireo fehezanteny roa ireo dia milaza zvatra mitovy dika.

bibidia matanjaka

Io dia manondro ny tena matanjaka, bibidia.