plt_tn/job/28/05.md

16 lines
753 B
Markdown

# Raha ny amin'ny tany, izay ivoahan'ny mofo
Ny "mofo" eto dia sarin-tenin'ny sakafo amin'ny ankapobeny. Ny sakafo mipoitra avy ao amin'ny tany dia sarin-tenin'ny zava-pihinana izay maniry amin'ny tany. DH: "ny tany, izay anirian'ny sakafo,"
# mivadika ao ambany toy ny tamin'ny alalan'ny afo izany
Ireo mety ho heviny dia 1) mandrehitra afo ao ambany tany ny olona mba hamakiana vato. DH: "izany vaky ao ambany amin'ny alalan'ny afo izay ataon'ireo mpitrandraka" na 2) ny "mivadika" dia sarin-tenin'ny "miova". DH: "izany dia potika ao ambany toy ny nopotehin'ny afo."
# mivadika ...Ny vaton'izany ...ny vovony
Ny teny "izany" dia manondro ny tany.
# safira
Io teny io dia manondro karazana vatosoa mangamanga izay tsy fahita firy sy lafo vidy.