plt_tn/job/23/15.md

24 lines
784 B
Markdown
Raw Permalink Blame History

This file contains ambiguous Unicode characters

This file contains Unicode characters that might be confused with other characters. If you think that this is intentional, you can safely ignore this warning. Use the Escape button to reveal them.

# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fitenenany i Joba.
# Fampahafantarana aminny Ankapobeny:
Ireo andininy ireo dia samy manana endrika fampitoviana mba hanamafisana ny tian'ny Joba holazaina eo.
# Satria efa nataon'Andriamanitra malemy ny foko; nampihorohoro ahy ilay Tsitoha
Ireo andalana roa ireo dia mitovy ny dikany ary manamafy fa i Joba dia tena matahotra an'Andriamanitra.
# nataon'Andriamanitra malemy ny foko
Ny olona izay manana fo malemy dia ny olona izay saro-kenatra na saro-tahotra.
# Tsy notaperina tamin'ny aizina aho
Ireo mety ho heviny dia 1) nampangina ahy ny aizina mateviny teo anoloako" (UDB" na 2) "tsy ny aizina no nanaperany ahy" na "nanapitra ahy andriamanitra, fa tsy tamin'ny aizina."
# tavako
Io dia manondro an'i Joba. "izaho"