# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fitenenany i Joba.
# mandeha miatsinanana ...miakandrefana ...avaratra ...atsimo
Ny filazana ireo tondro-zotra efatra ireo no hanamafisan'i Joba fa mahita n'aiza n'aiza Izy.