plt_tn/job/21/34.md

401 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Mamarana ny teniny amin'ireo namany i Joba.

Nahoana ary ianareo no mampionona ahy amin'ny zavatra tsy misy dikany, satria ao amin'ireo valinteninareo dia tsy misy afa-tsy lainga fotsiny?

Mampiasa fanontaniana i Joba mba hanesoany ireo namany. DH: "Tsy afaka ny hampahery ahy amin'ny tsy zavatra misy dikany ianareo. Tsy misy marina avokoa ny valinteninareo."