plt_tn/job/21/29.md

763 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny firesahany amin'ireo namany i Joba.

9Tsy mbola nanontany ny olona mpandeha mihintsy ve ianareo? Tsy fantatrareo ve ny porofo azon'izy ireo lazaina ... lavitry ny andron'ny fahatezerana izy?

Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hitenenany mafy ireo namany ny amin'ny tsy fakana lesona amin'ny olona mpandeha lavitra. DH: "tokony nihaino ireo izay efa nandeha avy lavitra ianareo. Na dia hilaza aminareo aza izy ireo ...ny andron'ny fahatezerana izy."

voaaro amin'ny andron'ny loza ireo ratsy fanahy ...havily lavitry ny andron'ny fahatezerana izy

Ireo andian-teny ireo dia midika zavatra mitovy. DH: "Andriamanitra dia mamindra fo amin'ny olona ratsy fanahy rehefa mitondra loza amin'ny toerana iray Izy"