plt_tn/job/21/27.md

486 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny firesahany amin'ireo namany i Joba.

Indro

Mampiasa io teny io i Joba mba hisarihana ny saina amin'ny fanambarana manaraka.

Aiza izao ny tranon'ny andrian-dahy? Aiza ny lay izay nonenan'ny ratsy fanahy taloha?

Mino i Joba fa hanontany ireo fanontaniana ireo ny namany mba handatsana azy. Milaza zavatra mitovy ireo fanontaniana ireo. DH: "indro, ny tranon'ny mpanapaka ratsy dia lasa. Ny lain'ny olona ratsy fanahy dia nanjavona."