plt_tn/job/21/10.md

514 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny firesahany amin'ireo namany i Joba.

tsy mamotsotra ny zanany tsy tonga volana

"tsy afa-jaza" na "teraka ara-pahasalamana sy matanjaka ny zanany"

kilongany toy ny ondry aman'osy izy ireo

Mampitaha ny zanak'izy ireo amin'ny zanak'ondry i Joba mba hanamafisana fa mikarenjy, milalao, ary faly izy ireo.

ampongatapaka

zava-maneno misy lohany toy ny aponga izay azo velesina ary misy vy manodidina ny morony izay maneno rehefa hozongozonina ilay zava-maneno.