plt_tn/job/20/20.md

818 B

Tsy misy izay tavela ka tsy nolevoniny

DH: "Nolevoniny avokoa ny zavatra rehetra, ary tsy misy tavela" na "tsy nisy zavatra tavela satria nolevoniny avokoa ny zavatra rehetra"

Tsy misy izay tavela ka tsy nolevoniny

Eto, ny "mandevona" mampiseho ny fakàny zavatra ho an'ny tenany. DH: "tsy misy izay tavela ka tsy nalainy ho an'ny tenany" na "Nalainy avokoa ny zavatra tavela rehetra, ary tsy misy tavela instony"

Hilatsaka anaty fahoriana izy

"hiaina fahoriana tampoka izy"

ny tanan'ny tsirairay izay ao anaty fahantrana dia ho avy hanohitra azy

Eto, ny "tanana" dia mampiseho hery, ary "ny tanana ... ho avy hanohitra azy". Ny anarana "fahantrana " dia azo aseho amin'ny mpamaritra "mahantra." DH: "ireo rehetra izay ao anaty fahantrana dia hamely azy" na "ireo izay mahantra rehetra dia hamely azy"