plt_tn/job/20/04.md

973 B
Raw Permalink Blame History

Fampahafantarana aminny Ankapobeny:

Manohy ny firesahany amin'i Joba i Zofara.

Tsy fantatrao ve izao zava-misy izao hatramin'ny andro fahiny ... maharitra fotoana fohy ihany?

mampiasa io fanontaniana io i Zofara mba hahatonga an'i Joba hisaina lalina ny amin'izay hoteneniny. DH: "Efa fantatra fony andro fahiny tokoa ny marina ...maharitra fotoana fohy ihany."

ny fandresen'ny olona ratsy fanahy dia fohy

Ny anarana "fandresana" dia azo adika ho matoanteny "mandresy" "na "mankalaza." DH: "Fotoana fohy ihany no handresen'ny ratsy fanahy" na "Fotoana fohy ihany ny hankalazan'ny ratsy fanahy"

ny hafalian'ny mpaniratsira dia maharitra fotoana fohy ihany

Ny anarana "hafaliana" dia azo adika amin'ny matoanteny "mifaly" na mpamaritra "faly." Ny teny "fotoana fohy" dia fanitarana mba hanamafisana fa ny fotoana dia tena fohy tokoa. DH: "fotoana fohy ihany no hifalian'ny mpaniratsira" na "ny mpaniratsira dia faly ao anatin'ny fotoana fohy dia fohy ihany