plt_tn/job/19/23.md

1.1 KiB
Raw Permalink Blame History

Fampahafantarana aminny Ankapobeny:

Manohy ny firesahany amin'ireo namany telo i Joba.

Eh, enga anie ka ho voasoratra ny teniko ankehitriny

Io filazana fihetsem-po io dia milaza ny fanirian'i Joba. DH: "Mba faniriako raha misy manoratra ny teniko"

ny teniko

Io andian-teny io dia mampiseho izay lazain'i Joba. DH: "izay lazaiko"

Eh, enga anie ka ho voarakitra ao anaty boky ireny

Io filazana fihetsem-po io dia milaza ny fanirian'i Joba. DH: "Mba faniriako raha misy manoratra anaty boky ireny"

Eh, enga anie ka ho voasokitra amin'ny penina vy sy firaka eo amin'ny vatolampy mandrakizay ireny

Io filazana fihetsem-po io dia milaza ny fanirian'i Joba. DH: "Mba faniriako raha misy misy mapiasa penina vy sy firaka ka misokitra ireo amin'ny vatolampy mandrakizay"

penina vy

Io dia fitaovana ampiasaina amoin'ny fanoratana. Vita tamin'y vy izany ka nahafahan'ny olona nisokitra soratra tamin'ny vato. DH: "fandraka vy"

Firaka

Ny firaka dia vy malemy. Tsy fantatra ny fomba nampiasan'ny olona firaka rehefa nisokitra vato. Mety namenoan'izy ireo ny soratra voasokitra ny firaka mba hiraketan'ilay soratra maharitra.